Missions du CSI
Ny andraikitra sahanin’ny Komity Mitandro Ny Fahitsiana dia miompana amin’ny:
- Fanomezana torohevitra, toromarika ary tolo-kevitra ho an’ireo andrim-panjakana eto amin’ny tanin’ny Repobilika sy ireo vondrona miankina na tsy miankina amin’ny fanjakana mahakasika ny fanjakana tsara tantana, ady amin’ny kolikoly, fanajana ny tany tan-dalàna
- Fampiroboroboana ireo rafi-pirenena mitandro ny fahitsiana eto Madagasikara (SNI) ahitana andrin’ny fahamarinana 12