COMMUNIQUÉ

—-Recouvrement des avoirs illicites—

Une délégation composée de la Présidente du CSI, du Secrétaire Exécutif du CSI, du Directeur Général de l’ARAI et du vice-président du PAC effectue actuellement une mission d’imprégnation et d’échange d’expériences auprès de l’Agence de Gestion et de Recouvrement des Avoirs Saisis et Confisqués (AGRASC) de Paris-France. Cette mission rentre dans le cadre de la mise en oeuvre de la stratégie nationale de lutte contre la corruption qui s´attaque davantage sur les biens mal acquis et leur recouvrement au profit de l´Etat.

Dans le cadre de cette mission, la délégation a été reçue par le Directeur Général de l’AGRASC en présence de son staff.


Manantanteraka iraka any Parisy Frantsa ankehitriny ireo tompon´andraikitry ny Komity Mitandro ny Fahitsiana, ny Rafitra misahana ny famerenana ny vola maloto azo avy amin´ny kolikoly amin´ny fanjakana, ary ny Fitsarana manokana miady amin´ny kolikoly.

Izany dia tafiditra tanteraka ao anatin´ny fampiharana ny Paik´adim- pirenena iadina amin´ny kolikoly sy ny ezaka hanamifisana ny ady atao amin’ny tsy famelàna ireo mpanao kolikoly hisitraka ireo fananana maloto azo avy amin´ny kolikoly sy ny fandikan-dalàna mifandraika amin’izany.

Nandritra izany dia noraisin’ny Tale Jeneralin’ny AGRASC sy ireo mpiara miasa aminy ny delegasiaonina Malagasy . Fotoana iray nahafahana nidinika ny fomba fiasa sy fiarahamiasa eo amin’ny efatra tonta.

0 Shares: