Journée Internationale des droits des femmes

“ Manara-maso sy manombana ny rafitra miady amin’ny kolikoly ny andraikitra sahaniko eto amin’ny Komity Mitandro ny fahitsiana. Asa izay tsapako fa tsy mora indrindra ho an’ny vehivavy. Resy lahatra aho fa Fitantanan-draharaharam-panjakana tsy misy kolikoly ary mahomby no fototry ny fandrosoan’i Madagasikara”

Navalona RakotozananyDirecteur du Suivi et de l’Evaluation

Télécharger

31 Shares: