“Endrika mampiseho ny tsy fahombiazana ara-pitantanana eo anivon’ny fanjakana ny kolikoly”

  • Famolavolana tolo-kevitra hanohanana ny fitantanana ny tany sy ny filaminana tsaratsara kokoa
  • Fametrahana ny Ivoroto sy fitrandrahana ireo toro voaray entina hanatsarana ny fomba fitantanana ny raharaham-panjakana
  • Fanatsarana ny kalitaon’ny sampan-draharahan’ny Zandarimariam-pirenena hisian’ny fangaraharahana sy ny fahombiazana
  • Famporisihana ny fiaraha-miasa eo amin’ny sehatra maro samihafa hanohanana ny hetsika iombonana sy ny fifanakalozana vaovao entina andrindrana ny ady iombonana

Ireo no teboka nivoitra nandritra ny fiaraha-miasa nisy teo amin’ny Komity Mitandro ny fahitsiana sy ny OIF ary Masoivoha Frantsay eto Madagasikara ny taona 2022

Corruption, indicateur déterminant de la mauvaise gouvernance !

En 2022, le Comité pour la sauvegarde de l’Intégrité avec l’OIF et l’Ambassade de France à Madagascar ont œuvré dans :

  • Elaboration de recommandations afin de soutenir une meilleure gouvernance foncière et sécuritaire
  • Conception du centre d’appel IVOTORO et exploitation de la base de données pour une amélioration des démarches administratives
  • Amélioration de la qualité des prestations de service de la Gendarmerie Nationale en termes de transparence et d’efficacité aux fins de prévention de la corruption et de respect des droits humains
  • Encouragement d’une collaboration transversales intersectorielles et multi-acteurs en guise de soutien des actions communes et d’échange d’information
1 Shares:
Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *