Fandaharana manokana : RealTV Madagasikara

Ny alakamisy 10 septambra 2020 tamin’ny 8ora 45mn alina tao amin’ny RealTV.

Nivanianan’i Rtoa Sahondra RABENARIVO – Filohan’ny #CSI eto Madagasikara sy ny Tale Jeneralin’ny #BIANCO Atoa Laza Eric Donat ANDRIANIRINA , Rtoa Harimahefa RATIARAISOA – Mpandrindra Nasionalin’ny #PAC ary Atoa Lamina Boto Tsara Dia – Tale Jeneralin’ny #SAMIFIN.

Lohahevitra: « FANITSIANA NY LALANA MIKASIKA NY FITSARANA MIADY AMIN’NY KOLIKOLY » na ny « POLE ANTI-CORRUPTION ».

https://www.youtube.com/watch?v=ijpglSLe67c

Plan B Online Buy Levonorgestrel Buy Ovral G Online Buy Advair without Prescription

twitter retweet kaufen
0 Shares:
Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *