Fifaninanana horonantsary fanentanana mivoy ny fanjakana tsara tantana sy ny fahitsiana

🇲🇬𝗙𝗜𝗙𝗔𝗡𝗜𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗛𝗢𝗥𝗢𝗡𝗔𝗡𝗧𝗦𝗔𝗥𝗬 𝗠𝗢𝗠𝗕𝗔 𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗡𝗝𝗔𝗞𝗔𝗡𝗔 𝗧𝗦𝗔𝗥𝗔 𝗧𝗔𝗡𝗧𝗔𝗡𝗔 𝗦𝗬 𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗛𝗜𝗧𝗦𝗜𝗔𝗡𝗔 𝗜𝗔𝗥𝗔𝗛𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗖𝗦𝗜

  • Resy lahatra ve ianao fa ilaina ho fampandrosoana an’i Madagasikara ny fanjakana tsara tantana sy ny fitandroana ny fahitsiana?
  • Tia mijery sy mikirakira ary mankafy video na Tik Tok ve ianao ?
  • Manana hafatra maro hozaraina amin’ireo lohahevitra ireo ?
  • Tia mifaninana sy miatrika haika na fanamby ?

NATAO HO ANAO ITY FIFANINANA ITY

  • Fifaninana mamokatra horonantsary fanentanana (latsaky ny 3 minitra)
  • Mivoy ny lohahevitra “fanjakana tsara tantana” na “fahitsiana”
  • Misokatra ny 1 novambra ary mikatona ny 20 novambra 2021
  • Olon-tokana na vondron’olona no manatontosa, milalao ary misoratra anarana amin’ny fifaninana
  • Amin’ny teny malagasy na amin’ny teny frantsay

INONA AVY IREO DINGANA HO LALOVANAO ?

  • Mamokatra ny horonantsary format MP4 latsaky ny 3mn
  • Mandefa izany amin’ny adiresy mailaka : tiktok@csi.gov.mg na video@csi.gov.mg miaraka amin’ny anaran’ny olona na vondron’olona mandefa azy (1 ka hatramin’ny 20 novambra 2021

++++++++++++

🇨🇵𝗖𝗢𝗡𝗖𝗢𝗨𝗥𝗦 𝗗𝗘 𝗩𝗜𝗗𝗘𝗢 𝗦𝗨𝗥 𝗟𝗔 𝗕𝗢𝗡𝗡𝗘 𝗚𝗢𝗨𝗩𝗘𝗥𝗡𝗔𝗡𝗖𝗘 𝗘𝗧 𝗟’𝗜𝗡𝗧𝗘𝗚𝗥𝗜𝗧𝗘 𝗢𝗥𝗚𝗔𝗡𝗜𝗦𝗘 𝗣𝗔𝗥 𝗟𝗘 𝗖𝗦𝗜

  • Es-tu convaincu que la bonne gouvernance et l’intégrité est un pilier du développement pour Madagascar ?
  • Es-tu passionné(e) de vidéo ou de Tik Tok ?
  • As-tu des messages à faire passer sur ces thématiques ?
  • Aimes-tu concourir et te lancer des défis ?

CE CONCOURS EST FAIT POUR TOI

  • Concours de production de vidéo de sensibilisation (moins de 3 minutes)
  • Portant sur les thèmes : « bonne gouvernance » ou « intégrité »
  • Ouverture le 1 novembre et clôture le 20 novembre 2021
  • A titre individuel ou en groupe pour le tournage, la production et l’inscription pour le concours
  • En langue malgache ou française

QUELLES SONT LES ETAPES A RESPECTER ?

  • Production de la vidéo au format MP4
  • Envoi de la vidéo a l’adresse e-mail : tiktok@csi.gov.mg ou video@csi.gov.mg avec en objet et dans le corps du mail le nom de la personne ou du groupe auteur de la vidéo

Osons la bonne gouvernance

0 Shares:
Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *