SAC tao amin’ny RTN Mahajanga “Ny rafitra miady amin’ny kolikoly eto Madagasikara”
09/12/2020
Nivahiny tao amin’ny fahitalavitra RTN tao Mahajanga ny SAC, niresadresaka mikasika ny Ady amin’ny kolikoly eto Madagasikara. Manasa anao ary hanaraka ny fandaharana.